|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1 haka
Fototeny  2aka
Sokajin-teny  3 endritenin' ny hoe maka
Ohatra  4 Aoka aho haka rivotra kely. [2.528]

Teny iditra (2/7)5 haka
Sokajin-teny  6 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7 Fotsy botsiaka, maina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 clair, sec [1.3#207]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (3/7)14 haka
Sokajin-teny  15 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16 Sakaiza: Tonga ilay haka
Fatratra, mahay, kinga: Hakavavy amin' ny fihaingoana Ramatoa iny / Manao azy ho haka loatra ranamana iny
Feno sesika: Tonga haka ny takoribabon' ny akoho [1.1]
Kamban-teny rehetra  17ilay haka
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/7)19 haka
Sokajin-teny  20 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  21 low, as applied to the sea [Provincial] [1.2]
Voambolana  22 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (5/7)23 haka
Sokajin-teny  24 anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 kankana [Taisaka, Betsileo] [1.78]
Voambolana  26 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (6/7)27 haka
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 rahoka [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (7/7)30 haka
Sokajin-teny  31 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  32 odrey, dre!: Haka! Tsa mba mieñy i leke valaka (Dre, tsy mba mijanona izy na dia vizana) [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  33 haka, 34 kaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02