|
|
|
|

Teny iditra1  halabe
Singan-teny  2 hala, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ity no karazany lehibe indrindra amin' ny hala fahita eto. Ity halabe dia atao hoe koa vodiomby. [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  6 the largest kind of spider known in Madagascar. Epeira sp.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 une grosse araignée. Sytodes thoracica. [1.3]
Voambolana  8  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Sary 

Fivaditsoratra  9 halabe, 10 Hebala, 11 labeha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12