Entrée | hamasahana (masaka (hasaka)) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetran' ny zavatra masaka, na nandrahoina izany na tonga amin' ny fotoana mahatsara hohanina azy [1.1] | |
Explications en français | état de ce qui est bien mûr, bien cuit, bien fait [1.3] | |
Synonymes | hamasaka ~ fahamasahana | |
Anagrammes | hamasahana, mahasahana |
Mis à jour le 2023/01/20 |