Entrée |
hambahamba
(hamba)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fisalasalana, tsy fahavononana ka miahotrahotra: Aza matahotra fa hataoko tsy misy hambahamba io Fiatoatoana raha miteny. Mihambahamba, misalasala, miahanahana, miahotrahotra, miherohero [1.1]
|
Explications en anglais | Indecision, hesitation [1.2]
|
Exemples | Koa raha hanao hambahamba ianareo, ka ny ahy tsy asehonareo fa vilia aman-tapa-kazo amam-panaovan-jiro sy tongodatabatra sy vilany vy no asehonareo eto Antsahatsiroa, koa tsy ireny no ahy nalainareo fa fanakareo ireny, fa hafa ny ahy.
[2.298]
|
Dérivés |
Synonymes | |
|