| Entrée | 1 handitra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Tsirom-boankazo tsy dia be ranony loatra Fandokafana olona izaitsizy mba hahazoana fitia aminy, sitraka: Mila handitra amin' ny lehibe erỳ io tovolahy io [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |