|
|
|
|

Teny iditra1 hangibe
Singan-teny  2hangy, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazana voasary be somary marimarikivy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 (de hangy : orange et be : grosse) Citrus grandis (L.) Osbeck (Rutaceae), le pamplemoussier, arbre fruitier bien connu. [Betsimisaraka, Merina] [1.196]
Voambolana  7 Haizavamaniry
Tovy hevitra  8voahangibe
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  9 hangibe, 10 ngahibe

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13