| Entrée | 1 hanifisana | 
| Radical | 2 nify | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Toetran' ny zavatra manify: Tsy azo anaovana na inona na inona ity hazo ity noho ny hanifisany. [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   thinness, scarcity [1.7] | 
| Explications en français | 6   qualité de ce qui est mince [1.8] | 
| Tous les mots composés | 7 an-kanifisana | 
| Anagrammes | 8 fanihisana, 9 fanisihana, 10 Fihasinana, fihasinana, 11 hanifisana | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |