Entrée | hanimainty | |
Mots élémentaires | hanina ; mainty | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo [1.1] | |
Exemples | Ka halaiko hitaiza ahy izy roa lahy ireo raha mety fa nahitann ny hanina soa indrindra, dia ny vary sy ny hena, fa tsy tahaka ny hanimainty sy ny hanin-kotrana.
[1.436] | |
Synonymes | haninkotrana | |
Mis à jour le 2023/05/20 |