| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 hanoanana | 
| Fototeny | 2noana | 
| Sokajin-teny | 3 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Toetran' ny olona tsy nihinan-tsakafo efa elaela ka mahatsiaro mangebaka ny kibony [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 hunger [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 la faim [1.3, 1.8] | 
| Voambolana | 7 Fahasalamana | 
| Tovy hevitra | 8fahanoanana | 
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io | 
| Fivaditsoratra | 10 anahonana, 11 anohanana, 12 anonahana, 13 hanoanana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |