|
|
|
|

Entrée1  haolohaolo
Partie du discours  2  nom
Radical  3  haolo
Explications en malgache  4  [1.1] Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo
Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolohy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe Aolo: tsy misy olona, tsisy mponina)
Dérivés 
Verbes actifs :
Synonymes  6  haolo

Mis à jour le 2025/09/12