Entrée | 1 haranana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Paosy faharoa (manarakaraka ny takoribabo) amin' ny vavonim-borona, izay misy vatokely madinika be dia be manorotoro ny sakafony 4 [1.13] taovam-pandevonankanin'ny vorona, mpanorotoro ny sakafo |
Explications en anglais |
5 [1.2] the gizzard |
Explications en français |
6 [1.3#218, 1.13] gésier |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 10 Zoologie: (en général) |
Synonymes | 11 dimany |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |