Entrée (1/3) | 1 haratra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanakakasana ny volo amin' ny hareza na amin' ny lelan' antsy maranitra |
Explications en anglais |
4 [1.7] the act of shaving |
Explications en français |
5 [1.8] action de se raser |
Exemples |
6 [2.424#] Tandremo tsy haratra intsony ilay faritra.
7 [2.472#] Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/3) | 22 haratra |
Partie du discours | 23 nom |
Explications en malgache |
24 [1.1] Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan' ny vovonana, ka ipetrahan' ny lohatrano 25 [1.78] hazo lolohavin'ny andriambo [Sihanaka] |
Explications en anglais |
26 [1.2] the purlins in the roof of a house. 27 [1.7] a purlin or lengthwise stringer under a roof |
Explications en français |
28 [1.8] les pannes des toits |
Tous les mots composés |
|
Analogues | 32 haraboalavo, mitataoharatraambany, mitataoharatraambony |
Entrée (3/3) | 33 haratra |
Partie du discours | 34 nom |
Explications en anglais |
35 [1.7] aratra |
Explications en français |
36 [1.8] aratra |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |