| Entrée (1/2) | 1 harendrina | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Afo arehitra amin'ny bozaka voafatotra amin'ny hazo lavalava, na fanilo entina mandehandeha manodidina ny trano amin' ny andro fandroana na fetim-pirenena malagasy, mba handroaka ny fanahy ratsy tsy hanembantsembana ny fifalian'ny velona [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   torches of grass, etc., kindled by each family outside the house of the two evenings immediately preceding the annual festival of the fandroana. [1.2] | 
| Explications en français | 5   feux de joie du fandroana [1.3#213] | 
| Exemples | 6   Ny harendrina dia toy ny marika entina mampaha-tsiaro fa tonga ny Fandroana.
[2.857] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 9 harendrim-boalavo | 
| Entrée (2/2) | 10 harendrina | 
| Partie du discours | 11 nom | 
| Explications en malgache | 12   Karazana bibikely, manjelanjelatra rehefa manidina amin' ny alina, angamenavava [1.1#415] | 
| Explications en français | 13   luciole, ver luisant [1.3#213] | 
| Vocabulaire | 14 Zoologie: invertébrés | 
| Autres orthographes | 15 hirendrina, karendrina, kirendrina, kirendriny | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |