| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 haromotana | 
| Fototeny | 2romotra | 
| Sokajin-teny | 3 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy. tt Fisafoahana, fisamontitra [1.1] 5 aretina mifindra avy amin'ny biby romotra [1.13] 6 Jereo "Haromotana" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 181] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
7 rage [1.54, 1.13] | 
| Ohatra | 
8 haromotana, ka tsy matahotra aina velona.
[2.245#] 
 | 
| Voambolana | 9 Fahasalamana | 
| Fivaditsoratra | 10 anamotraho, 11 haromotana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |