| Entrée | 1 haron-tabebaka | 
| Mots élémentaires | 2 harona, 3 tabebaka | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   harona fohy vatana fa be vava ka tsy mahalany firy [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   a particular kind of shallow basket [1.2] | 
| Exemples | 7   Fahita any Antsihanaka, na amin' ny tanàna faran' izay madinika aza, ny vehivavy mipetraka amoron-dalana, manana haron-tabebaka feno fotsimbary mangatsakatsaka atobiny eo anoloany ary amidiny amin' ny kapoaka.
[2.472] | 
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |