| Entrée | 1 hatairana | 
| Radical | 2 taitra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fihetseham-po mahita na mandre zavatra tampoka tsy nampoizina: Mifoha amim-pahatairana Fivadiham-po: Tsy hita holazaina ny fahatairako nahita ilay ombalahy be tandroka roa metatra teo anoloako [1.1] | 
| Synonymes | 5 fahatairana | 
| Anagrammes | 6 ahiratana, 7 hatairana, 8 iharatana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |