|
|
|
|

Entrée (1/3)1  hatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fahatongavana na fidonana any amin' ny noheverina haleha; fikasihana
Morphologie 
4  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Analogues  20  hatramy

Entrée (2/3)21  hatra
Partie du discours  22  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  23  [1.1] Teny atambatra: 1) amin' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana: eo, eto, etsy, eroa, ery, eny, ao ato, atsy aroa, ary, any, mba hoenti-milaza faritoerana tratrarina: Hifaninana hazakazaka ianareo hatrerỳ amin' ny foto-paiso erỳ; 2) amin' ny mpampiankina, amy mba hilazana fetran' isa na fotoana tsy azo ihoarana: Manisà hatramin' ny telopolo / Andraso aho hatramin' ny zomà
Explications en anglais  24  [1.7] up to, as far as (of time and space)
Explications en français  25  [1.8] depuis, jusqu'à
Tous les mots composés  26  32 mots contenant hatra
Vocabulaire  27  Temps

Entrée (3/3)28  hatra
Partie du discours  29  adjectif
Explications en anglais  30  [1.2] a word for zatra [Provincial]
Explications en français  31  [1.19] habitué. § zàtra. [Tankarana]

Mis à jour le 2025/09/12