| Entrée | 1 hatsiatsiaka | 
| Radical | 2 hatsiaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] | 
| Explications en français | 5   fraîcheur débarras [1.3] | 
| Exemples | 6   Dia notarihin'i Ptolemea ho eo ambanin'ny lavarangana manodidina ny mpanjaka, mody hoe haka hatsiatsiaka, kanjo voaovany ny fikasany.
[2.996] 7 Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny. [2.499] | 
| Dérivés | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |