|
|
|
|

Teny iditra1 havaozina
Fototeny  2vao
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Soloana hafa: Nohavaoziny daholo ny mpiasam-barotra tao aminy
Soloana vaovao: Havaozin' ny lohataona ny zava-drehetra
Averina, indraozina: Rehefa lehibebe, tsara hohavaozina ny toky nomena tamin' ny batemy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be renewed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on renouvelle, qu'on remet à neuf, qu'on révise [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11vaozina

Fivaditsoratra  12 havaozina, 13 voahaziña

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12