|
|
|
|

Teny iditra1  havotsana
Fototeny  2 votsa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona votsa, miadam-panao zavatra, tsy kinga: Mahay ny asany tsara izy, fa ny havotsany no tsy anerany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 lenteur, lourdeur [1.3]
Tovy hevitra  6 fahavotsana

Fivaditsoratra  havotsana, 7 tsovahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08