|
|
|
|

Entrée1  haza
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Izay azo amin' ny fanenjehana na fisamborana biby dia na amin' ny fanjonoana: Inona avy ny haza nentinareo
Izay azon' ny biby dia eny am-pirembena hataony sakafo: Ny amboadia mitondra ny hazany any anaty zohy.
Explications en anglais  4  [1.2] a chase, a hunt, game; spoil taken in hunting, as different from what is entrapped, ensnared, or shot
5  [1.7] something gotten by hunting or fishing, game
Explications en français  6  [1.19] pêche au filet ; chasse. [Tankarana]
7  [1.8] butin de la chasse, produit de la pêche
Exemples  8  [1.436#] Raha misy mahazo haza toy ny akanga, foza ets.
9  [2.293#] nahazo haza indray izy roa lahy, ka nasain'ny liona nozarain' ny ampondra.
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Analogues  25  remby, toha
Proverbes  26  Proverbes contenant le mot haza
Article  27  Randzavola: haza ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  28 haza, 29 zaha

Mis à jour le 2025/09/13