| Entrée | 1 hefarana | 
| Radical | 2 efatra | 
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Mandritra ny efatra andro: Nijanona hefarana teto izy dia lasa Halavam-potoana efatra andro: Nandritra ny hefarana no naharetan' ny fanadinanay [1.1] | 
| Explications en français | 5   quatre jours [1.3] | 
| Vocabulaire | 6 Temps | 
| Anagrammes | 7 faherana, 8 hefarana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |