|
|
|
|

Teny iditra1  henarana
Fototeny  2 henatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny olona izay mahamenatra noho ny fanajana be loatra ananana aminy: Ny reniny no henaran' Ikoto noho ny rainy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be made ashamed. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 harañane, henarana, 11 nañahare

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08