| Entrée | 1 hevi-teny | 
| Mots élémentaires | 2 hevitra, 3 teny | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   fanazavana ny teny araka ny tena izy na izay nanaovana azy [1.1] | 
| Explications en français | 6   explication de mot [1.5#143] | 
| Exemples | 7   Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky.
[2.606#] 8 Andrianaivoravelona izy rehetra hampianatra azy heviteny, indray mandeha isam-bolana, fa tsy ho vitanay izao zava-dehibe nifanarahana izao, hoy izy, raha tsy mitombo ny fahalalanay ny Tenin' Andriamanitra. [2.649#] | 
| Vocabulaire | 9 Linguistique | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |