| Entrée | 1 hirahira | 
| Radical | 2 hira | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   lalao [Tanala]
 [1.78] | 
| Explications en français | 5   chant pour passer le temps, pour s'amuser [1.3] | 
| Exemples | 6   Maro ny kilalao ataony amin' izany, toy ny baolina, fanenjika, hirahira sy dihy.
[2.117] 7 Mbola mafana ihany ny kilalaon' ny ankizy ka hehy sy tehatehaka amin' ny hirahira no itabatabany. [2.470] 8 Tsy kalokalo na hirahira No mampifelana izato endriny, Ranomaso no mamonto azy, Mahatsiaro ny maty rehetra. [1.270] 9 Fa ny ankizy sy ny tanora, lahy sy vavy kosa, ny dokam-barotra sy ny hirahira samihafa mbamin'ny tantara mitohy mandeha amin'ny antoandro no arahiny tsy tapaka. [2.606] | 
| Dérivés | 
 | 
| Anagrammes | 11 harihary, 12 hirahira | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |