|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hivoka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Feno hika, feno hiboka: Fiara feno hivoka mpandeha [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)20 hivoka
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 ahitra lava be [Bara] [1.78]
23 Tany tsy vaky lay; lobolobo amin' ny tany lava volo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  24 savane [1.13]
25 hautes herbes (collines). [Tankarana] [1.19]
26 « Herbe longue et épaisse » « Dictionnaire du R.P. Dubois). Par extension, terres vierges, non défrichées : anaty hivoka. Équivalent de tany lava volo (merina). [Betsileo] [1.196]
Voambolana  27 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Fivaditsoratra  28 hivoka, 29 hovika, 30 kovahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19