| Entrée (1/3) | 1 hofana | 
| Radical | 2 hofa | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Autres orthographes | 9 hofaina | 
| Entrée (2/3) | 10 hofana | 
| Radical | 11 hofa | 
| Partie du discours | 12 verbe passif | 
| Explications en malgache | 13   Raisina hipetrahana ka andoavana hofany: Hofan-dRakoto mpanao kiraro ny tranon-dRabeao atsimonay [1.1] | 
| Explications en anglais | 14   to be rented from someone [1.7] | 
| Explications en français | 15   qu'on loue de quelqu'un [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (3/3) | 20 hofaña | 
| Partie du discours | 21 nom | 
| Explications en malgache | 22   kankana mena monina amin'ny tany mandomando [Tanala]
 [1.78] | 
| Vocabulaire | 23 Zoologie: invertébrés | 
| Anagrammes | 24 fahano, 25 fanaho, 26 fanoha, 27 hafona, 28 hofaña, hofana | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |