Entrée | 1 hohazana |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 hohy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Hadina tsy lalinaloatra amin' ny tanana na tongotra: Hohazan' ny saka ny tany Fokarina: Nohohazan' ny akohonareo ny vomanganay Tadiavina, karohina ho fantatra: Nohohazan-dRakoto ilay zavatra noresahintsika, fa tsy niteny aho na indraim-bava aza |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |