|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hoika
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny tenenina raha sempotra na sasatra nony mijanona na mijoro kely avy niaka-piakarana: Hoika! mideza koa izany raha fiakarana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 mot que prononcent les gens fatigués en prenant haleine [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tsipelina hafa  6 hoiky

Teny iditra (2/2)7  hoika
Sokajin-teny  8  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  9 kina-teny kely tsy misy heviny, mitovy amin' ny hoe iky, ary ampiarahina mandrakariva amin' ny hoe mandehana hoika [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  10 mot explétif, comme iky [1.3]
Tsipelina hafa  11 hoiky

Fivaditsoratra  12 ahiko, 13 akiho, 14 haoky, 15 hoaky, hoika, 16 kaiho, 17 kaohy, 18 kiaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08