| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 homan-droka | 
| Singan-teny | 2homana, 3roka | 
| Sokajin-teny | 4 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 efa antitra dia antitra (ka miverina amin' ny fahazazana mitsimpona mihinana izay rehetra hitany na dia fakofako aza) [1.1] | 
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |