| Entrée | 1 honinkonina | 
| Radical | 2 honina | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fahasahirankiranana amin' izay atao. amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 10 honina | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |