|
|
|
|

Entrée1  honjohonjo
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjohonjoko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjohonjonay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny
Tous les mots composés 
Autres orthographes  5  honjihonjy

Mis à jour le 2025/09/12