Entrée |
hosokosoka
(hosoka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zavatra tsy tena izy, fa ala tahaka ratsy sy vita an-tandrevaka mba hamitahana: Nanao vola an-kosoka izy ka voasazy roapolo taona amponja. [1.1]
|
Explications en anglais | Fraud, falsification [1.7]
|
Explications en français | Supercherie [1.3, 1.8]
|
| Falsification, altération, apparence fausse et trompeuse, comme celle de la fausse monnaie [1.3]
|
| Fraude [1.8]
|
Exemples | Fa nanomboka teo amin' ny varimitsangana kosa, dia ny marina tsy nisy hosokosoka no nambarako.
[2.4]
|
Synonymes | |
|