|
|
|
|

Teny iditra1  ialahy
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Ifanaovan' ny samy lehiahy tokana mitovy saranga: Taiza ialahy no tsy hitako and roany? (raha maro dia ampiana ny teny hoe isany: Ho aiza ialahy isany rahariva?)
4 Fampiasa raha tezitra: Avereno hoe ny tenin' ialahy teo!
5 Fampiasa ho fanambaniana na ho fanevatevana mihitsy roba olona tsy ao anatin' ny fianakaviana na efa misy fifankazarana: Inona izay ialahy no mba hifaninana amiko
6 Fampiasa koa anefa indraindray ho fanajana raha olona ambony no miteny amina lehilahy nahavita zavatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 thou, you. Used only in familiar discourse by men, but never by an inferior to a superior except on special occasions of giving confidence. [1.2]
8 you (singular) used familiarly between men [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 tu, toi. Ce mot usité entre les hommes seulement, indique la familiarité et parfois du mépris, et ne s'emploie que d'égal à égal ou de supérieur à inférieur. Il s'emploie quelquefois solennellement à l'égard du souverain, ou d'un grand personnage. -- Les femmes agées peuvent aussi l'employer en s'adressant aux garçons. [1.3]
10 tu, toi (tutoiement entre hommes seulement) [1.5]
11 tu, toi (singulier) s'emploie entre hommes [1.8]
Ohatra  12  Lehilahy ialahy otronin'ireny! [2.298#138]
13  Oviana ialahy no nivoaka tary? [2.4#]
14  Tena kamarady ialahy, hoy izy. [2.643#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpisolo anarana :
Mpanahaka  19  ianao, 20  ise
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 4 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  22  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08