|
|
|
|

Teny iditra1  ianareo
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha maro izy ireo ka atao teny lazaina:
4 Miteniteny ianareo ka tsy henonareo ny teniko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [hianareo] 5 you, ye [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [hianareo] 6 vous. S'emploie au singulier et comme terme respectueux entre époux. (Le mari): Nahoana hianareo no tsy naka fanafody ho an'ny zaza? Pourquoi n'es-tu pas allée chercher un remède pour enfant? -- (La femme): Mbola niandry anareo aho ka. Mais, c'est que je t'ai attendu. [1.3]
7 vous (pluriel); tu, toi [1.5]
Mpanahaka  8  anareo, 9  nareo
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08