|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 idiran-doza |
| Singan-teny | 2 idirana, 3 loza |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
[idiran-doza]
5 tratra, voan' ny loz; voan' ny fahasahiranana lehibe, tojo zava-tsarotra izaitsizy, idiran' angano
6 fiteny mirary ratsy ho an' olona, fanompana [1.1#666] [dirandoza] 7 Tenim-piontanana mivoaka ny vava raha mahare fa nisy voina lehibe nitranga tamindRanona tatsy na tamindRanona taroa: May, hono, ny tranon-dRazafy arỳ Ankorahotra. Dirandoza marina! [1.1#172] |
| Tsipelina hafa | 8 dirandoza, idirondoza |
| Tovy hevitra | 9 idiran' angano, idiran' izay loza |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|