|
|
|
|

Teny iditra1 ifadirana
Fototeny  2faditra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  4 [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 [1.3#135]
Ohatra  6 Fa misy miteny sy mivetsovetsoka ela, tokony ho maharitra tapak' andro na indray andro aza raha tiany: tononina tsirairay avy eo sy averimberina tsy misy farany ny faditra zavon-tany ifadirana sy ny anaran' ilay olona alàm-paditra sy ny tonon' andro analàm-paditra " - arahin' ny fihetsika mahazendana manketsy mankeroa. [2.296]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 andafiria, 12 faraidina, 13 fidariana, 14 ifadirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12