| Entrée | 1 ifampitondrana |
| Partie du discours | 2 verbe relatif |
| Exemples |
3 Ahoana no hifampitondranay sy i Vola?
[2.4]
4 Fitondrana heverina ho fampiraisam-pirenena no misahana izany asa izany nefa ny fitsipika ifampitondrana ao dia ny fifandrafesana [4.27] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|