|
|
|
|

Entrée1  iheverana
Partie du discours  2  verbe relatif
Radical  3  hevitra
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3#243]
Exemples  6  [2.314#] Tsy mora araka ny iheverana azy akory ny mitantara.
7  [2.588#] Mitovitovy amin'ny atao hoe «Zavatra» no iheverana azy.
8  [1.369#] Ary inona no mba hanintona amin' ny fiainana natolotra amin' ny fotoana izay iheverana matetika ny fahafoizan-tena ho fanoherana ny zon' ny olona hivelatra?
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot iheverana

Mis à jour le 2025/09/12