| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 intsony | 
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Miaraka amin' ny "tsy" mandrakariva (tsy...intsony) enti-milaza zavatra tsy hitohy na hisy famerenana, fa vita tapitra hatreo: Nivoadivoady Rakoto fa tsy hiteny imasom-bahoaka intsony [1.1#451] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 no more, never more [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 ne ... plus [1.8] | 
| Kamban-teny rehetra | 6Fikambanana 2 amin' io teny io | 
| Fivaditsoratra | 7 intsony, 8 nony tsy, 9 sintony | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 | 
 |