Entrée |
ireto
(ito)
|
Partie du discours | pronom
|
Explications en malgache | Enti-manondro zavatra na olona maro mitovy halaviran-toerana lazaina amin' ny "ito" na "ity": Avoahy any ireto zaza ireto fa mitabataba [1.1]
|
Explications en anglais | Those, these. Plural of ito, which is obsolete except in compounds
[1.2]
|
| These quite near (in sight) [1.7]
|
Explications en français | Ceux-ci, celles-ci; ces [1.3]
|
| Ceux-ci, tout près (visibles) [1.8]
|
Exemples |
1 | Tsy nisy niteny ireto namany.
[2.499]
|
2 | Ahoana re no nahazoana ireto vary ireto?
[2.48]
|
3 | Ho fahatsiarovana an' ireto ray aman-dreniko, izay samy efa nodimandry ireto
[2.559]
|
|
Tableaux et planches |
|
|