|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 irokatra
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3 Ce, celui-là, celle-là; voilà [1.3]
Ohatra  4 tandrefana ity, tatsinanana irokatra. [2.285]
Tovy hevitra  5iroa, iroakatra, iroana, irokitra, irony
Tsanganana sy sary iray takila  6 Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/2)7 irokatra
Fototeny  8iroa
Sokajin-teny  9 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10 etsy sy ary [Bezanozano] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  11 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  12 irokatra, 13 ra otrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12