|
|
|
|

Teny iditra1  isan' andravava
Singan-teny  2 isa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4 Hira sy haisoratra betsileo: hiran-dalao ankapobeny, fa indrindra ho fiderana ny andriana na ny olo-malaza [1.1]
Tovy hevitra  5 kilalao
Mpanahaka  6  isambalahazo, 7  isandrary, 8  kitaridaolao

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08