|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 itampodiana |
| Fototeny | 2tampody |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#663] |
| Ohatra |
7 Raha ny fafy ketsa no itampodiana, matevim-paniry ny tsimoka.
[2.470#]
8 Izato fomba iparitahany Dia iheverana azy ho vitsy kanjo fomba famitahany Tily ihany koa ireo ka miandry ny itampodiana, Ilay iraka nalefa. [2.928#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13azo itampodiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|