| Entrée | 1 itandroana | 
| Radical | 2 tandro | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Explications en français | 4   [1.3#668] | 
| Exemples | 5   Ary, araka izay voatsikera ny amin'ny fomba samy hafa itandroana ny fihavanana eo am-pandaharana, ny fomba samy hafa anohinana ny fo, ny fomba samy hafa handonana ny eritreritra, moa tsy dia efa voasavasava ny foto-kevitra ifaharan'ny lahateny aman-kabary rehetra?
[2.298#148] | 
| Morphologie | 
 | 
| Autres orthographes | 10 itandrovana | 
| Anagrammes | 11 ady an-trano, 12 itandroana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |