|
|
|
|

Teny iditra1 itikatra
Fototeny  2itỳ
Sokajin-teny  3 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 misy tovana, mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny niaviany "itỳ": Tsy tiako itikatra satroka itikatra. Aleoko lavitra itikatra [1.1]
Tovy hevitra  5itikitra
Tsanganana sy sary iray takila  6 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  7 atikitra, 8 itikatra, 9 takaitry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12