|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 itodihana |
| Fototeny | 2todika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#706] |
| Ohatra |
5 Na aiza na aiza itodihana, dia migoka fahafinaretana ny maso!
[2.499#39]
6 Koa raha handinika ny asa soratry ny mpanoratra iray hoy ireto mpahaitsikera ireto, dia ny fiarahamonina iainany no itodihana [2.606#19] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 itodihana, 13 odi-hatina, 14 ody hatina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|