|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 izaho |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina:
4 Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ. 5 (Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny: 6 Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 see aho.
[1.2] 8 I (emphatic) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 je, moi.
10 Manao izaho ity: faire l'important. [1.3, 1.8] 11 je, moi (s'emploie au début de la phrase). [1.5] 12 je, moi. [Peu employé, cf. plutôt aho, iaho]. [Tanala] [1.6] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
16 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 17 haizo, izaho, 18 ohazy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|