|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 izany |
| Fototeny | 2 iny |
| Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-manondro zavatra na olona an' eritreritra fotsiny: Iza no nilaza izany vaovao izany taminao? / Tsy fantatro izany olona izany. Matetika koa anefa ny izany dia enti-milaza hevitra na teny vao nolazaina: Ny fotoana volamena, tsarovy mandrakariva izany teny izany, rankizy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 that, this, these, those. But not generally referring to things or people seen at the time of speaking
[1.2] 6 that; those [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 ce, cet, cette
8 cela, celui-là, celle-là 9 voilà: Izany mihira izany ny ankizy (Voilà les enfants qui chantent) [1.3] 10 celui-là; ceux-là [1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 32 amin' io teny io |
| Teny nalaina | 12 Soratra misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | izany, 14 izina, 15 ny azy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|