Entrée | 1 izorana |
Partie du discours | 2 verbe relatif |
Radical | 3 zotra |
Explications en français |
4 [1.3#875] |
Exemples |
5 [2.471#36] Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa.
6 [2.643#11] Fitia fitia foana, hoy aho, tsy mila fitia aho fa ny lalan' Soa izorana. 7 [2.285#16] Tsarovy fa lalana roa no izorana ho amin' ny fandrosoana, dia ny fahalalana ny ankehitriny sy ny lasa. |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |